Tantara mikasika ny Espaina tamin'ny Janoary, 2012
Lahatsary Asongadina: Mpitolona, Fahafahana Maneho Hevitra, Olona ary Kolontsaina
Ity fanadihadiana ity dia mikendry ny hampahafantatra ny hafatra faramparany ato amin'ny Global Voices izay mampiseho fomba maro fa manampy ny olona hilaza ny tantarany manerana izao tontolo izao ny...
Ny Lahatsoratra Global Voices Be Mpamaky Indrindra Tamin'ny Taona 2011
Ireo lahatsoratra 20 voalohany be mpamaky indrindra tato amin'ny Global Voices nandritra ny taona 2011 dia ahitana ny momba an'i Japana, telo avy ao Ejipta, ary roa avy ao Filipina. Ary tantara tokana kosa ny momba ilay mamba goavana be [mg]!
Espaina: Diaben'ny Tafintohina #15M Nandritra ny Krismasy
"Very ny fahatsoranay satria tsy mino lainga intsony izahay, ary tsy hangina izahay manoloana ny sangisangy amerezana ny zo fototra tokony ho anay"