Tantara mikasika ny Espaina tamin'ny Jolay, 2017
Fifaninanana Youtube Ho An'ny Te-ho Mpanao Gazety
Araka ny efa voalaza tamin'ny volana Aogositra, manomboka ny Project : Report [Tetikasa : Tatitra] ao amin'ny YouTube sy ny Foibe Pulitzer , izay fifaninanana ho an'ny te-ho mpanao gazety, ary efa vonona amin'ny toerany avokoa ny fitsipika sy ny torolalana rehetra.
Bilaogin-dahatsary Iraisampirenena: Fiaraha-miasa Miampita Sisintany
Ny Vlog International (Bilaogin-dahatsary Iraisampirenena) dia tetikasa mampivondrona ireo bilaogeran-dahatsary miteny Espaniola : mandefa ny heviny ny olona ary rehefa voafidy ny iray amin'izany dia mandrakitra ny sombindahatsariny ny tsirairay
Espaina: Niforona Tamin'ny Alalan'ny Fandraisana Anjara An-tserasera Ny Wikimovie
Any Espaina, nanapa-kevitra ny hanomboka ny fandraisana anjara an-tserasera ny orinasan'ny zava-pisotro Mahou ka nitodika tany amin'ny aterineto mba hamolavola sy hamokatra sarimihetsika fohy iray izay nahitana fanapahan-kevitry ny vondrom-piarahamonina mpandray anjara hanatontosa, hilalao ary hamokatra tao amin'ny tranonkala WikiPeli.