Tantara mikasika ny Espaina tamin'ny Jolay, 2018
Bilaogeran-dahatsary manerantany nifaninana hahazo ny BOBs (fizarana 2)
Nitsidika ireo bilaogin-dahatsary avy amin'ny sasantsasany tamin'ireo voafantina hifaninana BOBs, ilay lokan'ny Bilaogy Tsara Indrindra (Best of Blogs) nokarakarain'ny Deutsche Welle isika tao amin'ny lahatsoratra teo aloha. Ho hitantsika ato hoe iza ireo bilaogeran-dahatsary hafa manerana izao tontolo izao no voafantina !
Bilaogeran-dahatsary manerantany nifaninana hahazo ny BOBs (fizarana I)
Nisafidy mpifaninana miisa 176 amin'ny sokajy 16 ny BOBs tamin'ny fifaninanana isan-taona izay nokarakarain'ny Deutsche Welle ho an'ny famokarana amin'ny aterineto. Ao amin'ny sokajy famahanana bilaogin-dahatsary, nifaninana hisalotra ny ho tsara indrindra ao amin'ny vondrona misy azy ireo mpandray anjara avy amin'ny faritra samihafa.
Bilaogin-tsakafo: Pata de Cerdo avy eo Espaina, Katsu Kisoa avy ao Japana ary Kisoa nendasina miaraka amin'ny Cincaluk avy ao Malezia
Bilaogin-tsakafo mifantoka amin'ny fampiasana kisoa ho an'ireo endrika nahandro matsiro samihafa manerantany.
Global Voices amin'ny teny Espaniola sy ny Canal Solidario
Nahatsikaritra "widget (haingo)' kely miseho ao amin'ny tranonkala roa tonta ireo mpamaky ny Global Voices amin'ny teny Espaniola sy ny Canal Solidario vao haingana.