Tantara mikasika ny Espaina tamin'ny Janoary, 2013
Espaina: Seranam-piaramanidina Tsy Misy Voromby?
Tsy dia fandre mahazatra amin'ny vaovao misongadina ny resaka seranam-piaramanidina, raha tsy resahina ny loza an-habakabaka na misy ny fitokonana ataon'ny mpiasa ka mivadika ho afo fandiovana ho an'ny mpandeha...
Fahaiza-Mamorona Endrika Hetsi-Panoherana Amoahana Ny Tsy Fahafaliana Ao Espaina
Miavaka amin'ny famoronana sy fananganana hetsika ny Fiaraha-mietana Manohitra ny krizy ao Espaina nanomboka tamin'ny 2011. Anisan'ireo fanta-daza ny fikambanana tahaka ny 15M (Hetsika 15 mey) tamin'ny “fibodoany” ny toerana an-kalamanjana, teo...
ONG Voasazy Noho Ny Fikaroham-Baovao Momba Ny Kolikoly Ao Espaina
Taorian'ny dimy taona nanaovana ady teny amin'ny fitsaràna, voasazy handoa 3.000 euros [es] ny Access Info Europe, ONG iray iarahan'ny mpanoratra ity lahatsoratra ity miasa, taorian'ny namoahan'ny Fitsarana Ambony didy milaza fa tsy manana zo hahafantatra izay fomba ataon'i Espaina hiadiana amin'ny kolikoly izy.
Tontolo Arabo: Al-Andalus: Firodanana sa Fahazoana Indray?
Isaky ny faharoan'ny volana Janoary, ankalazaina ao Grenada ao Espaina ny “El día de la Toma de Granada” (andro nakàna an'i Grenada). Tamin'izany andro izany tamin'ny taona 1492, nandao ny Emirà...
Espaina: Mpisioka Twitter Nampanantsoina Tany Amin'ny Komisarià Fa Nanonona an'i Antonio Gramsci
[Amin'ny teny espaniola avokoa ny rohy rehetra amin'ity lahatsoratra ity, raha tsy misy ny fiovana.] Voantso teny amin'ny borigadin'ny polisy misahana ny heloka ara-teknolojika ilay mpiserasera, sady mpikatroka ny hetsika...
Espaina: Taona Vaovao, Fanamby Vaovao, Rafitra Vaovao
[Amin'ny teny Espaniola avokoa ny rohy amin'ity lahatsoratra ity.] « Tratry ny taona 2013 ! Taona hanavaozantsika ny rafitra». Tamin'ny alin'ny faran'ny taona, izany no sioka voalohany nalefan'i Partido X,...