Tantara mikasika ny Espaina tamin'ny Septambra, 2013
Mitaky Ny Fahaleovantenany Ny Katalàna Maneran-Tany
Fifampitantanana no nankalazan'ny vondrom-piaraha-monina Katalana era-tany mba hitakiany ny fahaleovantenany amin'i Espaina.
Espaina : Nahazo Alalana Hampiasa Kibay Azo Halavaina Ny Polisy
Kibay azo halavaina ho ampiasan'ny polisy espaniola, fitaovam-piadiana tsy mahafaty?