Tantara mikasika ny Espaina tamin'ny Mey, 2014
Mifaninana Amin'ny Fifidianana Eoropeana Ny Olona Manana Fahasembanana Sy Ireo Manana Aretina Tsy Fandre
"Izahay dia vondron'olona tratra mivantana na ankolaka amin'ny fahasembanana na aretina tsy fandre, navondron'ny tanjona iraisana — hanatsara ny androm-piainan'ireo izay iharan'ireo toe-javatra ireo."