Tantara mikasika ny Espaina tamin'ny Marsa, 2018
An-tapitrisany Ireo Nidina Eny An-dalambe Mba Haneho Fanohanana Ny Tolon'ny Vehivavy Eo Amin'ny Tantaran'i Espaina
Olona dimy tapitrisa mahery (mety ho enina tapitrisa mihitsy aza) no nanao fitokonana tany Espaina tamin'ny 8 martsa mba hampiseho ny fanohanan'izy ireo ny tolona feminista amin'ny hetsika goavana iray izay heverin'ny maro ho fotoana manan-tantara eo amin'ny ady ho amin'ny fitovian-jòn'ny lahy sy ny vavy.