Tantara mikasika ny Espaina tamin'ny Oktobra, 2017
Katalàna : Anelanelan'ny Fanantenana sy Fahavinirana Taorian'ny Fitsapan-kevibahoaka Ho An'ny Fahaleovantena
Eo anelanelan'ireo fijoroana vavolombelona sy sarinà fanantenana sy herisetra, miatrika ny iray amin'ireo fizotran-draharaha sarotra indrindra sy hametra ny hoaviny amin'ny tantara demokratikany maoderina i Espaina sy i Katalàna.
Kebab, Eny; Revolisiona, Tsia: Mpifindra-monina Sy Ny Tolona Ho An'i Katalaonina
"I was surprised that people sporting dreadlocks, turbans, braids, and other Afrocentric apparel failed to acknowledge the word "migrant" at an event supporting those being persecuted in Catalonia..." "Tena gaga aho fa ny tanora manao 'volo rasta', 'misaron-doha (turbans), mirandrana, sy ny akanjo hafa miendrika Afrikana dia toa tsy nahafantatra ny teny hoe "mpifindra monina" tao amin'ny hetsika ho fanohanana ireo izay nenjehina tao Catalonia...."
Anatinà Espaina Mivaky, Midika Inona ny Maha-Espaniola?
"Tsy hoe Espaniôla rehefa milanja ny saina, na mihiakiaka fehezantenim-pankahalàna izay antenaiko fa tsy tsapanao."