Tantara mikasika ny Espaina tamin'ny Novambra, 2015
Espaina: An'arivony Manao Diabe Manohitra Ny Herisetra Atao Noho Ny Fasahamihafàn'ny Lahy sy Vavy
Na dia amin'ny fotoana toy izao aza, aorian'ny fampisehoana fanohanana avy amin'ny vahoaka, zara raha afaka mankalaza fanohanana ireo mpiaro vehivavy. Andro vitsy aorian'ny fanoherana faobe mantsy, mirangaranga sahady ireo antontanisa momba ny heloka bevava.