· Febroary, 2018

Tantara mikasika ny Zimbaboe tamin'ny Febroary, 2018

Zimbaboe: Voasakana Ny Bilaogiko!

  06 Febroary 2018

Ny Zoma 20 Martsa 2009, voasakana ny bilaogy Zimbaboeana, Peace, love & happiness unto the whole world . Namoaka lahatsoratra fohy momba izany ny mpanoratra ny bilaogy, Eusebia,  ary nilaza hoe: "...Tsy manaiky ny ho voasivana aho na ampitahorina hangina satria fantatro ny zoko maha-olombelona manana fahalalaham-pitenenana ... "