· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Zimbaboe tamin'ny Oktobra, 2007

Afrika : Fampitaovan'ny Amerikana an'i Afrika ara-miaramila

  23 Oktobra 2007

Ny mpiblaogy Alex dia mamelabelatra mikasika ny tosiky ny Amerikana hamerina indray ny fampitaovana an'i Afrika ara-miaramila : « Now in the age of a supposed ‘war on terror’ the US is propogating the re-militarization on Africa. Back in January I wrote about the birth of the African Command and...

Zimbabòe : Andrimaso an'i Zimbabòe

  22 Oktobra 2007

Ny blaogy Kubatana blog dia mitatitra ny fiforonan'ny tetik'asa vaovao hitsinjovana ireo fifidiana any Zimbabòe amin'ny herintaona : « Eyes on Zimbabwe is a new feature on Zimbabwe on the Open Society Institute website. They are trying to raise awareness about the crisis in Zimbabwe in advance of Parliamentary, Presidential...

Miharatsy ny tsy fahampiana ara-tsakafo any Zimbabwe

  10 Oktobra 2007

Dzimba dia mamoaka lahatsoratra ao amin'ny Zimbabwe online momba ny fiharatsian'ny ara-tsakafo any Zimbabwe : Ny ankabeazan'ny fianakaviana any Harare, izay misy mponina efa ho roa tapitrisa, dia miaina amin'ny sakafo iray isan'andro ary miha-betsaka ny tsy fahampiana ara-tsakafo ao amin'ny renivohitra zimbabweana, hoy ny manampahaizana ara-tsakafo tamin'ny atalata teo....