Tantara mikasika ny Zimbaboe tamin'ny Janoary, 2018
Zimbaboe: Nianatra Ny Tsikera Mahasoa Tamin'ny Alalan'ny Fandaharana Tao Amin'ny Fahitalavitra
Tamin'ny alalan'ity dingana ity no nanoratan'ny ankizy, nanatontosany, nakany sary ary namoahany horonantsary fohy mampiseho fa mety hamono ny fifosana sy ny tsikera ratsy atao.