· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Zimbaboe tamin'ny Jolay, 2018

Tabataba be ao Zimbaboe

  11 Jolay 2018

Maro ny adihevitra tao Zimbabwe nandritra ny herinandro lasa. Resabe tsy misy dikany, izany no misy. Ny fivoarana lehibe indrindra amin'ny vaovao navoakan'ny firenena dia i Gideon Gono, governora mampiadihevitra ao amin'ny banky foiben'i Zimbabwe izay namoaka  fanambarana ara-bola efa nandrasana mafy tamin'ny herinandro lasa teo.