Tantara mikasika ny Zimbaboe tamin'ny Janoary, 2019
Afrika: Manolo ny Zava-drehetra ny Fanantenana
Tia mizara ny traikefany sy maneho ny heviny ny vehivavy, saingy tsy hisy mihitsy famantaranandro hiandry azy ireo hipetraka sy hifampizara ny antsipiriam-piainany - na ataony anatin'ny bilaoginy aza izany. Tsy maintsy mitohy ny fiainana.
Zimbaboe: Voabahana ny bilaogiko!
Ny Zoma 20 Martsa 2009, voabahana ilay bilaogy zimbaboeiàna Peace, love & happiness unto the whole world, (Fandriampahalemana, fitiavana ary hasambarana ho an'ny tany manontolo). Nanoratra mikasika izany ny mpanoratra ilay bilaogy, Eusebia, manao hoe, "Tena tsy azoko mihitsy ny antony nanakanana ny bilaogiko... Laviko ny hosivanin'ny olona na ampanginina, na avy amin'iza izany na avy amin'iza, satria fantatro ny zo maha-olona ahy ho afaka maneho hevitra an-kalalahana..."
Zimbaboe: Volavolan-dalànan'ny fijapiana fifandraisana
(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nolanian'ny parlemanta Zimbaboeana ny ” Volavolan-dalànan'ny fijapiana serasera” izay mamela ny governemanta hanara-maso ny finday, ny mailaka ary ny...
Fitsidihana ny tontolon'ny bilaogy alakamisy – jona 2005
Satria niteraka tabataba manerantany ny famoretana ataon'ny governemanta ao Zimbaboe antsoina hoe "Operation Restore Order (Hetsika Fametrahana Filaminana)", dia manoritsoritra ny zavatra toy ny "nijery ny endriky ny ratsy" i Sokwanele.