Tantara mikasika ny Zimbaboe tamin'ny Novambra, 2007
Zimbaboe : Moa ve misy seranam-piaramanidina iraisam-pirenena any Zimbaboe ?
Ny blaogy Kubatana dia manoratra, Tongasoa aty Zimbaboe [Welcome to Zimbabwe] : « I was at Harare International Airport yesterday. With Zambia Airways deciding to withdraw their services, our description...
Mozambika : Fanomezam-boninahitra an'itompokolahy Ian Smith
Ny blaogy Para Todos avy any Mozambika dia mamoha fahatsiarovana mikasika an'itompokolahy Ian Smith : « Morreu na Cidade do Cabo, com 88 anos de idade, Ian Smith, o homem...
Zimbaboe : Ry Mogabe ô, iangaviana re mba mialà amin'izay !
Ny blaogy This is Zimbabwe dia mampiseho sarina mpanohitra iray izay mitondra taratasy misy ny soratra mena hoe : « Pliz Mugabe must go now, people are starving » «...
Zimbaboe : Ny aotra no mitroatra na tantara voafintin'ny dolara zimbaboeana
Milaza ny namoahana ny lahatsary (ny lahateny sy lahatsoratra ve misy dia tsy hisy ny lahatsary?) DVD vaovao mitondra ny lohateny hoe Hero to Zero [ny aotra no mitroatra]: Tantaran'ny dolara Zimbaboeana voafintina...