Tantara mikasika ny Zimbaboe tamin'ny Oktobra, 2010
Zimbabwe: Minisitry ny Varotra sy ny Indostria mampiasa twitter mba hamoahana ny adin-tsainy
Ny 22 Oktobra 2010, i Hope, zimbaboeiana mpitoraka bilaogy, dia nahamarika fitorahana twitter nirarak'ompana avy amin'ny Professeur Welshman Ncube, Minisitry ny Varotra sy ny Indostria ao Zimbabwe sady Sekretera Jeneralin'ny antoko MDC.