· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Zimbaboe tamin'ny Avrily, 2008

Angôla : Lalàna mikasika ny fitaovam-piadiana

  28 Avrily 2008

Cazimar no manapariaka ao amin'ny blaogy África Minha [Ny Afrikako] mikasika ny vaovao izay manambara fa nahazo alàlana ny hiantsona any Luanda mba hametraka “entana” hoan’ Angôla ny sambo Shinoa...

Barbada, Jamaïka : Momba ireo fitaovam-piadiana

  25 Avrily 2008

Bajan Global Report sy ny Jamaïkana Geoffrey Philp dia samy mitatitra momba ny fivarotana fitaovam-piadiana Shinoa any Zimbaboe. Geoffrey Philp's mampahatsiahy ny fifandraisan'ny mpihira fanta-daza Bob Marley sy Zimbaboe : Twenty-eight years...

Zimbaboe : Izato fahamarina manelingelina

  24 Avrily 2008

This is Zimbabwe no manapariaka Izato fahamarina manelingelina izay tatitra navoaky ny Fanaraha-maso ny fivoatry ny Demôkrasia any Afrika Atsimo IDASA [Institute for Democracy in South Africa], mikasika ny fifidianana...

Zimbaboe : Miaramila Shinoa any Mutare ?

  23 Avrily 2008

Curly no manontany tena izay antom-pisian'ireo miaramila Shinoa any Zimbaboe : These blue suited marathon running highly trained policemen probably know the identities of the Chinese troops who have been...