Tantara mikasika ny Aostralia tamin'ny Avrily, 2019
Maka ny fibahanana aterineto i Aostralia

Indrisy, miha-maro ireo firenena Tandrefana no mandinika ny mety hanivànana ireo tranonkala lazaina fa manohintohina ny fiarahamonina. Frantsa sy Alemaina no mitari-dalana amin'izany ary tsy lavitra aoriana ao i Etazonia.