Tantara mikasika ny Vondronosy Marshall
Fahatsiarovana ireo niharam-boina tamin'ny andrana nokleary tany amin'ny Nosy Marshall
"Nahoana no nofidina ho amin'ireo hetsika mahatsiravina ireo ny zoro tsara indrindra eran'izao tontolo izao, miaraka amin'ireo olona mahafinaritra sy milamina indrindra nefa tsy nahazoana alalana mazava avy aminay?
Fantaro ireo tanoran'ny Nosy Pasifika mitolona hisian'ny hetsika amin'ny toetrandro ao amin'ny COP26
"Olombelona mahari-pery izahay, saingy ekenay ny filàn'ny firenenkafa manangana ny faharetany tahaka ny hoe mila miady vintana isika!"
Ilay Firenena Feno Rehaka ao Pasifika Miaro ny Tanindrazany Amin'ny Hirampirenen'i Bikini
"Tsy afaka hijanona ela intsony aho — tena marina io /Tsy afaka hiaina ela intsony anaty fandriampahalemana sy fiadanana / Tsy afaka intsony hitsotsotra maka aina eo ambonin'ny lafika sy ny ondako"
Ny Tolo-Kevitry Ny Nosy Marshall Hampihena Ny Famoahana Etona Avy Amin'ny Fitaterana An-dranomasina
Firenena nosy izahay ary iray amin'ireo fiainanay ny fifamoivozana an-dranomasina. Ao anatin'izany, loza mitatao hoan'ny vahoakanay sy ny firenenay ny famoahana etona, anisan'izany ireo avy amin'ny fifamoivoizana an-dranomasina (sambo mpitondra entana).