Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2021

Tantara mikasika ny Aostralia tamin'ny Septambra, 2021

Tanora telo ao Melbourne, aingampanahy ho an'ny maro noho ilay tranonkala fanjohian-dry zareo ny angondrakitra momba ny COVID-19

"Nahavita ny fatra voalohany tamin'ny vaksiny [izahay]. Ity no noheveriko fa fotoana iray tsara hizaràna ny tena maha-izahay anay. Ravoravo fa tafiditra ihany anatin'ireo angondrakitray izahay!!"

Niteraka mahery fon'ny COVID-19 tsy nahy tao Aostralia ny fahadisoan-tsoratra Ken Behrens-Canberrans

"Ho setrin'ny teny tsara nataon'ny Lehiben'ny minisitra Andrew Barr, dia tiako ny milaza hoe "Tonga soa"; p. Aza milaza aminy azafady  fa tsy ato an-trano mihitsy aho izao!"