Tantara mikasika ny Aostralia tamin'ny Avrily, 2018
Sarimbavy Voalohany Lasa Mpilalao ao Amin'ny Ligy Nasionalin'ny Baolina Lavalava ao Aostralia i Hannah Mouncey.
"Tsy afaka misaotra ny AFL aho tamin'ny famelàna ahy hanao zavatra iray izay misokatra ho an'ny Aostralianina sasany ary izay efa notohanan'ny siansa sy ny fikarohana foana.."