Tantara mikasika ny Aostralia tamin'ny Jolay, 2010
Mitady mihoatra noho ireo teny filamatry ny fifidianana ireo Aostraliana
Telo ambiniroapolo andro katroka taorian'ny nialan'i Kevin Rudd, niantso fifidianana faobe amin'ny 21 Aogositra ny praiministray Julia Gillard, ny "ranga"-ntsika (menaloha). Mitady ventin-javatra tsy ahodina fotsiny amin'ity fampielezan-kevitra ity ny tontolon'ny blaogy Oz .