Tantara mikasika ny Aostralia tamin'ny Jolay, 2018
Noraràn'ny Nauru tsy handray anjara amin'ny Forum Nosy Pasifika ny Australian Broadcasting Corporation
"Noraràn'ny governemanta Nauru tsy hiditra ny firenena mba hitantara ny Fihaonamben'ny Mpitarika amin'ny Forum Nosy Pasifika amin'ny volana Septambra ny Australian Broadcasting Corporation (ABC). Nampangain'i Nauru fa mpandiso vaovao sy mitanila ny ABC, izay fampielezam-baovaom-panjakana ao Aostralia."