Tantara mikasika ny Fiji
Miakatra ny onja fanoherana ny fitrandrahana ny fanambanin'ny ranomasina lalina
"Raha omena alàlana hanohy ny diany, ny fitrandrahana dia hanimba ny fahazarana hatry ny fahagola hita any anaty ranomasina lalina any, ary amin'ny fomba tsy hahafahana miverin-dàlana intsony, ary hisy fiantraikany amin'ireo izay miankina sy mivelona amin'ny ranomasina."
Vondrona ao Pasifika mankalaza ny herinandron'ny ranomasina amin'ny fanoherana ny fitrandrahana any an-dranomasina lalina any
Vondrona isankarazany ao Pasifika no nankalaza ny Herinandron'ny ranomasina sy Andron'ny Ranomasina tamin'ny 8 Jona, tamin'ny fanaovana antso handavana ny fitrandrahana anaty ranomasina lalina (DSM) ao amin'ny faritra.
Ny fomba ampiasain'ny Sampan-draharaha Famantarana ny Toetr'andro Fiji ny tambajotra sosialy
Niantsafa tamin'ny Sampan-draharaha Famantarana ny Toetr’andro Fiji momba ny anjara asan’ny tambajotra sosialy amin'ny fanomezam-baovao ny olom-pirenena momba ny toetr'andro sy ny siansan’ny toetany ao amin'ny firenena Pasifika Atsimo ny Global Voices.
Fantaro ireo tanoran'ny Nosy Pasifika mitolona hisian'ny hetsika amin'ny toetrandro ao amin'ny COP26
"Olombelona mahari-pery izahay, saingy ekenay ny filàn'ny firenenkafa manangana ny faharetany tahaka ny hoe mila miady vintana isika!"
Melaneziàna mpanao gazety, miampanga ny loza mitatao tsy mitsaha-mitombo amin'ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety
"Tsy azon'ny governemanta melaneziàna ny mody manaja ireo fifanarahana iraisampirenena sy ireo firotsahany amin'ny resaka fahalalahana demaokratika no sady, mandritra izany fotoana izany, manome baiko hametrahana hisatra amin'ny zon'ireo mpanao gazety mba tsy ho afaka hiteny.."
Fiji: Adihevitra taorian'ny Fitontonganan'ny Sandambola
Niresaka betsaka mikasika ny fitontonganan'ny sandan'ny dolara fijiana ireo blaogera fijiana tato anatin'ny andro vitsy lasa.
Mety hitarika sivana antserasera ve ny lalànan'ny fiarovana antserasera ao Fiji?
Manambara "Fiarovana" antserasera ny lalàna voalaza, raha manokatra lalana ho an'ny "cheval de troie" ho an'ny "fifehezana" ny aterineto sy ny fanivanana ireo feo manohitra kosa ny fanjavozavonan'ny andraikitra amin'ny fahalalaham-pitenenana.
Fiji: Mandrahona ny fiarovam-pirenena ny bilaogy
(Marihina fa tamin'ny volana May 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Ny 14 May 2007, nitatitra ny Intelligentsiya fa manana ny lisitr'ireo olona miisa 20 hosamborina noho ny fifandraisany amin'ny bilaogy tsy tia miaramila ny Komandin'ny Tafika An-tanety. Notaterina ihany koa fa nanery ny FINTEL, izay hany mpanome tolotra aterineto ao...
Nankalazaina Ho Toy Ny Fandresen'ny Fahalalahan'ny Asa Fanaovana Gazety Ny Fanafahana Madiodio Ny Fiji Times Tamin'ilay Fiampangana Azy Ho Mpikomy Tao Oseania
"Miharihary izao fa mbola manohy ny fiampangany ny olona ho mpanakorontana ihany ny fanjakana ao Fiji mba hanafoanana ny fahalalahana haneho hevitra sy ny fanoherana ara-politika.
Ankoatra Ilay Mpilomano Singapaoreana Nandresy An'i Michael Phelps, Fantaro Ireo Aziatika Atsimo-Atsinanana Hafa Nahazo Medaily Volamena Tamin'ny Lalao Olaimpika
Sambany nahazo medaily volamena tamin'ny lalao Olaimpika ao Rio i Singapaoro sy Vietnam, efa nahazo volamena roa kosa i Thailandy raha mbola volafotsy ny an'i Filipina.