Tantara mikasika ny Aostralia tamin'ny Aogositra, 2017
Arabia Saodita: Ary Raha Toa Ka Efa Hatrizay I Olive Riley No Namahana Bilaogy?
Maty teo amin'ny faha 108 taonany ilay bilaogera Aostraliana zokiny indrindra eto amin'izao tontolo izao, Olive Riley. Raha nisaona ny fahafatesany i Mohammed Al Shehri , any Arabia Saodita dia nanontany tena hoe inona ny lova navelan'i Riley raha nisy ny Aterineto ary raha hatrizay no nisy ny famahanana bilaogy.