Tantara mikasika ny Vanuatu
Ahariharin'ity lalao an-tambajotra ity ny loza ateraky ny fitrandrahana an-dranomasina lalina.
"Ampio ireo mponina any amin'ny faran'ny lalina indrindra mba hiaro ny toeram-ponenan-dry zareo. Lalaovy ny TAPITRA NY LALAO ary fantaro ireo ambana goavana mifandray amin'ny fitrandrahana harena anaty ranomasina lalina."
Fantaro ireo tanoran'ny Nosy Pasifika mitolona hisian'ny hetsika amin'ny toetrandro ao amin'ny COP26
"Olombelona mahari-pery izahay, saingy ekenay ny filàn'ny firenenkafa manangana ny faharetany tahaka ny hoe mila miady vintana isika!"
« Life and Limb » : Mpiasan'ny ala lohalaharana amin'ny ady amin'ny fikorontanan'ny toetrandro ao Vanuatu
"Miresaka momba ny alan'i Vanuato ny lahatsarim-panadihadiana, saingy avoitrany ny lanjan'ny ala amin'ny fiainan-janakolombelona eto amin'izao tontolo izao."
Melaneziàna mpanao gazety, miampanga ny loza mitatao tsy mitsaha-mitombo amin'ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety
"Tsy azon'ny governemanta melaneziàna ny mody manaja ireo fifanarahana iraisampirenena sy ireo firotsahany amin'ny resaka fahalalahana demaokratika no sady, mandritra izany fotoana izany, manome baiko hametrahana hisatra amin'ny zon'ireo mpanao gazety mba tsy ho afaka hiteny.."
Nilaza ilay mpanao gazety Vanuatu fa nofoanana ny fahazoan-dàlany miasa noho ny fitsikerany ny governemanta
"Hisalasala ny olona ary hiteny karazan-javatra maro, kanefa toy izao ihany no hiafarany hoe: Niteny aho, ary nosaziana noho ny filazako ny marina."
SARIPIKA: “Drone” andefasana vakisiny any amin'ny nosy lavitra any Vanuatu
Vanuatu, tangoronosy miisa 83 mivondrona ho firenena iray mieli-patrana ao anatin'ny velarana 12.189 kilaometatra toradroa, no firenena voalohany eto ambonin'ny tany mampiasa tantelimby hitondrana vakisiny any amin'ireo vondrom-piarahamonina lavi-dalana.