Mampihomehy an'izao tontolo izao ilay fandefasana ny matson'ireo voron-drano ‘penguins” ao AostraliaMpijery nihoatra ny iray tapitrisa nandritra ireo alina roa voalohanyMpanoratra Kevin Rennie Nandika avylavitra31 Aogositra 2020
Spiderman manao sarontava sady mamalifaly ny ambanivohitr'i Melbourne anaty fihibohanaMiezaka manambony ny maoraliny mandritra ny valan'aretina ny Melborniana.Mpanoratra Kevin Rennie Nandika Salohy Randriafanomezantsoa21 Aogositra 2020
Mbola mijanona ho ‘takalon'aina politika’ any am-ponjan'i Qarchak, Iran i Kylie Moore-Gilbert, akademika any MelbourneTsy nahavita namoaka ilay akademika ny diplaomasia manginginaMpanoratra Kevin Rennie, Fred Petrossian Nandika Liva Andriamanantena13 Aogositra 2020