Tantara mikasika ny Nouvelle Caledonie
Mihiakiaka i Nouvelle-Calédonie, ‘Azo ifanarahana ny zava-drehetra, ankoatra ny fahaleovantena’
"Tsy afaka ary tsy azo tohizana hobaikoana avy any Paris ny halaky sy ny lalana mankany amin'ny famahana am-pinamanana ny fanamby fialàn'i Kanaky-Nouvelle-Calédonie amin'ny fanjanahantany.."
Korontana ao Nouvelle-Calédonie: ‘Tsy tokony ho any Eoropa no hanapahana ny hoavin'ny vahoaka Kanaky’
"Ny nosy akaiky indrindra ny paradisa ity lasa nosy akaiky indrindra ny helo."
Vondron'i Pasifika manasongadina ny anjara toeran'ny media ao anatin'ny tolona hanoherana ny olan'ny toetrandro
"Ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety dia tena iankinanny ain-dehiben'ny fampahalalam-baovao ho an'ny vondrom-piarahamonintsika manoloana ireo fanamby atrehana sy mba haha-tomponandraikitra ny tsirairay amin'ity tontolo iainana sarobidintsika"
Nifidy ny hijanona miaraka amin'i Frantsa i Nouvelle-Calédonie tamin'ny fitsapan-kevi-bahoaka tsy nandraisan'ny vahoaka indizeny anjara
"Tsy afaka aorina ny hoavin'i Nouvelle-Calédonie raha tsy misy ny vahoaka indizeny. Ny feo Kanak no vato fehizoron'ny lahatra iraisan'i Nouvelle-Calédonie."
Sary avy any Maorisy: mariazy sambatra
(Tamin'ny 10 May 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Annoella sy Sebastien tamin'ny andro mariazin'izy ireo. Avy amin'i Sebastien Merion Tany Nouvelle-Calédonie i Annoella sy Sebastien no nihaona. Avy...
Nouvelle Caledonie: Ny Fetin'ny Omby
Tsapako toy ny niverina tany Etazonia aho, kanefa tsia, fa eto amin'ny tanànakelin'i Paita ihany sy ny Fetin'ny Omby malaza !!
Mpiadin'ny Toetrandro Ao Pasifika: “Tsy Dobo An-drano izahay, Mbola Mitolona izahay”
Misy fanentanana iray mikatsaka ny hanova ny sarin'ireo mponin'ny Nosy any Pasifika hiala amin'ny hoe traboina tsy mahefa na inona na inona ho lasa mpiady am-pilaminana manohitra ny fiovaovan'ny teotrandro