Tantara mikasika ny Aostralia tamin'ny Febroary, 2017
Naninona i Benjamin Netanyahu no Tsy Afa-nisidina Ambonin'i Indonezia
Tsy manana fifandraisana ara-diplaomatika ara-dalàna amin'Isiraely i Indonezia, izay firenena betsaka miozolomana indrindra eto amin'izao tontolo izao. Vaovao ratsy izany ho an'ny ekipam-pisidinan'ny praiminisitra Isiraeliana Benjamin Netanyahu.
Niteraka Fanehoan-kevitra Isan-karazany Ny Fitsidihan'i Benjamin Netanyahu Tao Aostralia
"Ny politikan'i Netanyahu dia mikendry hatrany ny hihantsy, hampitahotra sy hampijaly ny vahoaka Palestiniana, izay mampitombo ny tsy fifandanjam-pahefana, ary tsy azo ihodivirana fa mitondra an'i Israely ho lavitry ny fandriampahalemana kokoa..."
Dokambarotry ny Fety Aostraliana Mampiroborobo Ny Fahasamihafana Niteraka Adihevitra Ankatoky ny Fetim-pirenena
"Raha tsy mino ianao hoe ahoana no fahatsapana momba ny dokambarotra, maninona raha manontany olona teratany mikasika ny fahatsapany izany. Ary raha tsy mahalala olona teratany ianao, ...eny.."
Tantara Velon'ny Fiteny Manampy Amin'ny Famoronana Sary Maroloko Maneho ny Fahasamihafàn'ny Fiteny Any Aostralia
"Ny zavatra tsara indrindra azoko atao dia ny asa ho an'ny Teny. Iza no te-hivoaka ary hanao zavatra hafa, rehefa afaka mamonjy ny teninay aho?"