Tantara mikasika ny Aostralia tamin'ny Septambra, 2012
Aostralia: Fizarana Rononon-dReny Amin'ny Alalan'ny Aterineto
nahavariana ny sampana fampahalalam-baovao mahazatra sasany ny mikasika ny fizarana rononon-dreny amin’ny alalan’ny tambazotra sosialy ao Aostralia sy ny faritra hafa manerana izao tontolo izao. Ao amin’ny Mama manome ronono...