Tantara mikasika ny Aostralia tamin'ny Avrily, 2015
Ankizy Aostraliana Mianatra Teny Warumungu Miaraka Amin'ny Cockatoo Radio
Ny cockatoo fotsy antsoina hoe Pinangkarl dia mpilalao fototra amin'ny fandaharana amin'ny onjam-peo sy ny fandraisam-peo "Pinarra Aku" izay mampianatra ireo ankizy Aostraliana ny teny Abôrizinalina Warumungu.