Maka ny fibahanana aterineto i Aostralia
Dikandahatsoratra
(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
Natao ho an'ireo firenena malaza ho tsy demaokratika na mpanao “famoretana” (zavatra noresahiko tao amin'ny bokiko vaovao, Ny Revolisionan'ny Famahanana Bilaogy) ny raharahan-tsivana amin'ny aterineto amin'ny ankapobeny. Mamaky tsy tapaka ny tatitra momba ny fitondrana any Shina na Iran isika amin'ny fanakanana ireo tranonkala “mpanakorontana” tsy tambo isaina noho ny antony mazava amin'ny tombontsoa ara-politika.
Indrisy, miha-maro ireo firenena Tandrefana no mandinika ny mety hanivànana ireo tranonkala lazaina fa manohintohina ny fiarahamonina. Frantsa sy Alemaina no mitari-dalana amin'izany ary tsy lavitra aoriana ao i Etazonia.
Afaka manampy an'i Aostralia ao anaty lisitra isika izao.
Nitatitra ny OpenNet Initiative fa:
Australians will be unable to opt-out of the government's pending Internet content filtering scheme, and will instead be placed on a watered-down blacklist, experts say.
Under the government's $125.8 million Plan for Cyber-Safety, users can switch between two blacklists which block content inappropriate for children, and a separate list which blocks illegal material.
Pundits say consumers have been lulled into believing the opt-out proviso would remove content filtering altogether.
The government will iron-out policy and implementation of the Internet content filtering software following an upcoming trial of the technology, according to the Department of Broadband, Communications and the Digital Economy.
A spokesman for Communications Minister Stephen Conroy said the filters will be mandatory for all Australians.
Tsy afaka miala amin'ny drafitry ny fanivanana ny votoaty amin'ny aterineto izay ho ataon'ny governemantany ny Aostraliana, ary hampidirina ao anaty lisitra mainty matsora, hoy ny manam-pahaizana.
Ao anatin'ny drafitry ny governemanta ho Fiarovan-tserasera mitentina 125,8 tapitrisa dolara, afaka misafidy ny mpisera manoloana ny lisitra mainty roa na manakana ny votoaty tsy mety ho an'ny ankizy na ny lisitra iray manokana izay manakana ny fitaovana tsy ara-dalàna .
Nilaza ny manam-pahaizana fa nofitahina ny mpanjifa mba hino fa hanala ny fanivanam-botoaty ny fametrahana mialoha ny fanakisahana.
Hanamafy ny politika sy ny fametrapetrahana ny rindrambaiko fanivànam-botoaty amin'ny aterineto aorian'ny andran-teknolojia ny governemanta, araka ny Sampan-draharahan'ny Aterineto Haingam-pandeha, ny Serasera ary ny Toekarena Nomerika.
Nilaza ny mpitondratenin'ny Minisitry ny Serasera Stephen Conroy fa tsy maintsy atao ho an'ny Aostraliana rehetra ny sivana.
Hatramin'ny nifidianan'i Aostralia ny Praiminisitra tamin'ny faramparan'ny taona 2007, niresaka mivantana momba ny fampidirana ny tolo-kevitra toy izany ilay mpitarika Kevin Rudd (zavatra nohazavaiko tamin'ny antsipiriany nandritra ny kabariko tamin'ny Vovonana Global Voices ho an'ny Fampitam-baovaon'Olon-tsotra tany Budapest tamin'ny taona 2008.)
Ny tsy fahombiazany sy ny tsy fahampian'ny fileferana (zavatra efa niadian'ny mpanara-maso hevitra) no olana voalohany amin'ny tolo-kevitra. Mba hanasarotana kokoa ny olana dia nanaraka ity fanivanana ny aterineto ity tany amin'ny fanjakana sasany ny governemanta ka tsy fahombiazana no vokatr'izany .
Nahoana àry no mandroso hatrany? Miresaka momba ity olana ity ilay bilaogera Aostraliana fanta-daza ao amin'ny bilaogy Somebody Think of the Children ary manazava izany tsara kokoa:
Criminals accessing child abuse websites will still be able to do so and the horrendous production and distribution of child abuse material online and off will continue. Why does the government think censors are the ones who can fix this and not law enforcement? Mandatory ISP filtering is about protecting votes, not children.
Mbola afaka manao izany ihany ireo mpanao heloka bevava miditra amin'ny tranonkala fanararaotana ny zaza tsy ampy taona ary hitohy ny famokarana mahatsiravina sy ny fanaparitahana ny fitaovana fanararaotana ankizy an-tserasera sy ivelan'ny aterineto. Nahoana ny governemanta no mihevitra fa ny mpanivana no afaka manitsy izany fa tsy ny fampiharana ny lalàna? Ny mba hiarovam-bato fa tsy hiarovana ny ankizy ny fandidiana ny mpamatsy tolotra aterineto tsy maintsy hanao fibahanana.
Mampiahiahy fa tsy naha-taitra ny fampitam-baovao virtoaly loatra ireo tolo-kevitra tany Aostralia raha toa ka voalaza fa tsy fantatra na handray anjara amin'ny fandaharanasa ny mpamatsy tolotra aterineto na tsia, fa mbola “miankina amin'ny natioran'ny andrana” izany, araka ny filazan'ny mpisehatra lehibe iray.
Takiana maneran-tany ny fahamailoana manoloana ny fibahanana aterineto, eny fa na dia any amin'ny firenena “demaokratika” aza.
Lahatsoratra notsongain-ny GV Mpisolovava, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices, miaro ny fahalalahana miteny sy miady amin-ny sivana antserasera ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy

Atombohy ny resaka
Lahatsoratra notsongain-ny GV Mpisolovava, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices, miaro ny fahalalahana miteny sy miady amin-ny sivana antserasera ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 7 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...