Tantara mikasika ny Aostralia tamin'ny Febroary, 2016
Savaravina Ataon'ny Media Sosialy Karibeana Momba Ny Hatezerana Mafy Mitambolona Manodidina Ny Fihetsika Tampok'ilay Mpilalao Cricket Chris Gayle
"Toa mihoatra ny tokony ho izy aza ny fanamelohana manerantany ny fanadalàn'i Chris Gayle [kanefa] fampahatsiahivana tsara ilay resabe mikasika iny zava-nitranga iny, milaza fa misy ny tsipika tokony tsy azo ihoarana."