Tantara mikasika ny Aostralia tamin'ny Marsa, 2021
Voasambotra tamin'ny fomba ofisialy noho ny resaka fitsikilovana tany Shina ilay mpanao gazety Shinoa-Aostraliana Cheng Lei
Nandà ny filazan'i Shina ny Minisitry ny Raharaham-bahiny Aostraliana Marise Payne fa mikasa ny hitsabaka amin'ny rafitra ara-pitsarana any amin'izy ireo i Aostralia.