Tantara mikasika ny Aostralia tamin'ny Oktobra, 2014
Manakana Ireo Sambo Mpitatitra Arintany Ao Amin'ny Seranan'i Aostralia Hanoherana Fahasimban'ny Toetr'Andro Ny Mponin'i Pasifika
Tamin'ny fampiasana lakana (canoes) tarihim-pivoy voasokitra, miara-dalana amin'ireo kayaks aostraliana am-polony, ry zareo no nahavita nanakana sambo folo tokony handalo ny seranan-tsambo fanondranana arintany tao Newcastle.