Tantara mikasika ny Oseania tamin'ny Jolay, 2018
Noraràn'ny Nauru tsy handray anjara amin'ny Forum Nosy Pasifika ny Australian Broadcasting Corporation
"Noraràn'ny governemanta Nauru tsy hiditra ny firenena mba hitantara ny Fihaonamben'ny Mpitarika amin'ny Forum Nosy Pasifika amin'ny volana Septambra ny Australian Broadcasting Corporation (ABC). Nampangain'i Nauru fa mpandiso vaovao sy mitanila ny ABC, izay fampielezam-baovaom-panjakana ao Aostralia."
Inona indray ny lahatsoratra nahasarika ireo mpamaky Global Voices tamin'ny herinandron'ny 25 Jona – 01 Jolay 2018?
Nandritra ny herinandron'ny 25 Jona ka hatramin'ny 1 Jolay 2018, nahasarika mpamaky avy amin'ny firenena miisa 197 ny tantaranay sy ny fandikanteninay. Ny laharana faha 19 ao amin'ny lisitra ve ? Angola. Ary ny faha 185 ? Seychelles.