Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Oseania tamin'ny Novambra, 2018

Fiainana taorian'i Manus: Resaka tamin'i Eaten Fish, Iraniana mpanao tantara an-tsary momba ny fiainana anatiny sy ivelan'ny toby fihazonan'i Aostralia

"tsy ampy ny taratasy, tsy ampy ny pensilihazo ary tsy maintsy nangala-taratasy tamin'ny mpiasa aho, tsy maintsy nitady sombin-taratasy aho hosoritsoritana, ary roa taona sy tapany vao afaka namoaka taty ivelany ny sary nataoko aho. Io ihany ny antony tokana mbola nahavelona ahy."

Sary avy any Tahiti: Tsenan'i Papeete

Mamoaka sarin'ny tsenan'i Papeete ilay blaogera sady mpampianatra ao an-toerana, Jean-Marc

Hita tanaty Fandikàna teny

Iray amin'ireo fanamby lehibe indrindra amin'ny fampandehanana ny adihevitra eratany ety anaty aterineto ny fandikana teny. Tsy zavatra moramora ny manolotra hevitra sy fandinihana amin'ny teny sy kolontsaina iray ho any an-kafa ary matetika mandany fotoana bebe kokoa noho ny fanoratana ilay lahatsoratra tany am-boalohany. Na izany aza, mirotsaka hanolotra...

Tsy hisy intsony  ve ireo sarin'ny solombavambahoaka matory ? Mametra ny zavatra avoakan'ny fampitam-baovao ao amin'ny Parlemanta ao Tasmania ny lalàna vaovao

"Mihevitra ny tenany ho iza ireo mpanao politika ireo? Ny vahoaka no nifidy azy ireo, ary manan-jo hahita  ny fomba fitondrantenany ny vahoaka."