Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2020

Tantara mikasika ny Oseania tamin'ny Avrily, 2020

Mandrahona ny mariky ny lova eran-tany ny fihafotsiana goavan'ny Grande Barrière de Corail

"...Ary eo ihany koa ny tranganà fihafotsiana miparitaka be anatin'ny Grande Barrière de Corail. Vita ny amintsika."

“Tsy azo inoana” ireo roa mpanao gazety nitatitra momba ny vola fanampiana amin'ny COVID-19 hoy ny minisitry ny polisy ao Papouasie-Nouvelle-Guinée

"Tsy anjaran'ny minisitra ao amin'ny governemanta no mandray fanapahana na tokony horoahana na tsia ireo mpanao gazety, ary indrindra fa rehefa noho ny tatitra tsy lanin'ny vavoniny no antony."

Mitokona ireo infirmiera any Papouasie-Nouvelle-Guinée noho ny tsy fahampian'ny fiarovana amin'ny COVID-19

"Zava-dehibe indrindra ny fiarovana ny mpiasa ary tokony haka ny toeranay ireo manampahefana mba hahatakaran'izy ireo tsara ny antony anaovanay izany."