Tantara mikasika ny Oseania tamin'ny Jolay, 2017
Nouvelle Caledonie: Ny Fetin'ny Omby
Tsapako toy ny niverina tany Etazonia aho, kanefa tsia, fa eto amin'ny tanànakelin'i Paita ihany sy ny Fetin'ny Omby malaza !!
Namoaka Didy Fanampenam-bava Ny Fitsarana Ao Papouasie-Nouvelle-Guinée Mba Hanenjehana Ilay Bilaogera Mpitsikera Ny Vaomieran'ny Fifidianana
"Tompoko, mandefa sioka ity sary ity isan'andro aho mandra-pahatongan'ny fotoana ahafahako misioka an-kahalalahana satria aho nosakanan'ny fitsarana."
Fifaninanana Youtube Ho An'ny Te-ho Mpanao Gazety
Araka ny efa voalaza tamin'ny volana Aogositra, manomboka ny Project : Report [Tetikasa : Tatitra] ao amin'ny YouTube sy ny Foibe Pulitzer , izay fifaninanana ho an'ny te-ho mpanao gazety, ary efa vonona amin'ny toerany avokoa ny fitsipika sy ny torolalana rehetra.
Manampahefana Fahatelo Ambony Indrindra Voampanga Ho Nanao Herisetra Ara-nofo Tany Aostralia
Nanontaniana momba ny fahafantarany sy ny valinteniny mikasika ny fiampangana fanararaotana ny ankizy ara-nofo ao anatin'ny Fiangonana izy.