Tantara mikasika ny Oseania tamin'ny Desambra, 2017
‘Iray Isika': Nanjary Ara-dalana Ny Fanambadian'ny Olon-droa Mitovy Taovam-pananahana
Lasa ara-dalàna ny fanambadian'ny samy lahy na vavy ao Aostralia. Nankatoavina avy hatrany ny fanambadian'ny vahiny. Hanomboka amin'ny 9 Janoary 2018 ny lanonana voalohany.
Nofidian'ny Filànkevitra Aostraliana Ao An-Toerana Ny Fandravàna Ny Klioban'ny ‘Lawn Bowl’ Na Nisy Aza Ny Fanentanana Niely Be
Tsy ampy ilay fanentanana malaza tamin'ny haino aman-jery sosialy "All the Bowling Ladies" mba hanavotana ny Klioban'ny lawn bowl tamin'ny fanoheran'ny filànkevitry ny tanàna tamin'ny alàlan'ny fifidianana .
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...