Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2014

Tantara mikasika ny Oseania tamin'ny Janoary, 2014

22 Janoary 2014

Notsikilovin'i Aostralia i Timor-Leste Mba Hahazoany Tombontsoa Ara-toekarena

Tahaka ny tia mitsikilo ireo namany sy ireo manodidina azy i Aostralia. Taorian'i Indonezia, anjaran'i Timor Atsinanana indray no nitsikera an'i Aostralia noho ny fitsikilovany ireo mpitondra azy.

21 Janoary 2014

Mpiadin'ny Toetrandro Ao Pasifika: “Tsy Dobo An-drano izahay, Mbola Mitolona izahay”

Misy fanentanana iray mikatsaka ny hanova ny sarin'ireo mponin'ny Nosy any Pasifika hiala amin'ny hoe traboina tsy mahefa na inona na inona ho lasa mpiady am-pilaminana manohitra ny fiovaovan'ny teotrandro

13 Janoary 2014

Dragona 3D Manome Aina Ny Vinan'ny Ankizivavy Kely 7 Taona Ao Aostralia

Nampiasa ny traikefany ara-teknolojia mba hamokarana dragona 3D iray vita amin'ny titanium ho an-jazavavy kely fito taona ny Fikambanana Mpanao Fikarohana Siantifika sy Indostialy ao Aostralia ( CSIRO )