Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Mey, 2018

Tantara mikasika ny Oseania tamin'ny Mey, 2018

31 Mey 2018

Inona No Novakian'ireo Mpamaky Ny Global Voices Tamin'ny Herinandron'ny 20-27 Mey 2018?

Nandritra ny herinandron'ny 21-27 Mey 2018, nahasarika mpamaky avy amin'ny firenena 206 ny lahatsoratra sy ny fandikan-teny navoakanay. Isa 19 ao anatin'ny lisitra? Libanona. Ary faha-198? ny Nosy Faroe.

28 Mey 2018

Kardinaly George Pell Zokiny Indrindra Ao Vatikana Hiatrika Fitsaràna Ao Aostralia Noho ny Herisetra Ara-nofo

"Manolotra fitiavana ho an'ireo rehetra niharam-boina izay hitondra porofo. Mitaky hery ngezabe ny fijoroana toy izao."

24 Mey 2018

Inona indray ny lahatsoratra nahasarika ireo mpamaky Global Voices tamin'ny herinandron'ny 14-20 mey 2018?

Nahasarika mpamaky avy amin'ny firenena miisa 211 ny tantaranay sy ny fandikanteninay nandritra ny herinandron'ny 14 ka hatramin'ny 20 May 2018. Ny laharana faha 109 ao amin'ny lisitra ve ? Gabon. Ary ny faha 13 ? Alemaina.

18 Mey 2018

Ny Nahaliana Ny Mpamaky Global Voices Tamin'ny Herinandron'ny 7 – 13 May?

Nandritry ny herinandron'ny 7-13 May 2018, nahasarika mpamaky avy aminà firenena 207 ireo tantara sy asa fandikàna nataonay. Ny laharana faha61 ao anaty lisitra ve? Kazakhstan. Ary ny faha-19? Indonezia.

16 Mey 2018

Mponin'i Melbourne 100.000 nanao diabe hanova ny fitsipika ho amin'ny fiarovana ny asa sy karama tsara kokoa

Nanao fihetsiketsehana izay tsapa ho toy ny diabem-pandevenana aho. Saingy matanjaka izany. Voaentana ny tsirairay amin'ireo olona 120.000 ao amin'ny araben'i Melbourne androany ary vonona ny hanova fitsipika (#ChangeTheRules)! 

11 Mey 2018

Mpisolotena Tampisaka sy Sokajy : Ny Fampianarana Teny Anglisy Erantany

Eto amin'izao tontolo izao, efa ho 1 lavitrisa ireo olona mianatra ny teny anglisy ho toy ny teny vahiny (English as a Foreign Language, EFL), ary dia samy mifanena aminà mpisolotena mandray roa daholo ao anatin'ny lesona voalohany atrehan-dry zareo.

03 Mey 2018

Inona Ireo Lahatsoratra Nahasarika Mpamaky Global Voices Tamin'ny Herinandron'ny 23-29 Aprily 2018?

Nandritra ny herinandron'ny 23-29 aprily 2018, ny tantara nalaza indrindra dia tao amin'ny tranonkala Italiana, momba an'i Azerbaijan. Ary ny tranonkala Malagasy? Tantara iray momba an'i Shina.