Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Febroary, 2012

Tantara mikasika ny Oseania tamin'ny Febroary, 2012

Aostralia: Tsy Fahafaha-mihetsika Ara-politika Mialoha Ny Fifidianana Izay Ho Mpitarika

Hisafidy amin'i Julia Gillard Praiminisitra ankehitriny sy ilay nesoriny tamin'ny 2010, i Kevin Rudd, ny antoko eo amin'ny fitondrana amin'izao fotoana ao Aostralia. Taorian'ny volana maro nisian'ny resaka mifamahofaho, amin'ity herinandro ity ireo parlemantera avy amin'ny Antokon'ny Mpiasa Aostraliana dia hifidy taorian'ny fifandroritana mirona mankamin'ny fahapotehany. Manangana saina fanairana ny...