· Jona, 2017

Tantara mikasika ny Oseania tamin'ny Jona, 2017

Miady Hevitra Ny Amin'ny Sivan'ny Aterineto I Aostralia

GV Mpisolovava  30 Jona 2017

( Fanamarihana : lahatsoratra nivoaka tamin'ny 13 Jolay 2009 ) Tsy i Shina na Iran ihany no misy an'izao. Miady hevitra ny amin'ny sivana amin'ny aterineto i Aostralia mba hiarovana ny ankizy amin'ny mpihaza amin'ny aterineto. Fa nafàna ny adihevitra teo anatrehan'ny fanoheran'ireo vondrona maro mpiahy ny ankizy, isan'izany ny...

Ny Zavamaneno Avy Amin'ny Lafivalon'Izao Tontolo Izao

  30 Jona 2017

Lahatsary ahitana zavamaneno mahaliana avy amin'ny lafivalon'izao tontolo izao, anisan'izany ny zavamaneno vita amin'ny boaty namboarina sy tavoahangy soda plastika , ny fanehoana ny fomba hanamboarana ny didgeridoos , ary ny hira nentim-paharazana Rosiana lalaovina amin'ny vielle à roue.