Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Aogositra, 2020

Tantara mikasika ny Oseania tamin'ny Aogositra, 2020

Mampihomehy an'izao tontolo izao ilay fandefasana ny matson'ireo voron-drano ‘penguins” ao Aostralia

"Hasambarana ny #MatsoPenguin isanandro ao amin'ny @PhillipIslandNP! Ahoana no tsy hampihomehy anao ireto panguins kely ireto? "

Spiderman manao sarontava sady mamalifaly ny ambanivohitr'i Melbourne anaty fihibohana

"Misaotra an'ilay lehilahy manao hazakazaka manodidina an'i St Kilda miaraka amin'ny akanjo SpiderMan. Nampifalifaly ny tontolo andron'ny zanako efa intelo izao ianao."

Mbola mijanona ho ‘takalon'aina politika’ any am-ponjan'i Qarchak, Iran i Kylie Moore-Gilbert, akademika any Melbourne

"Mampahonena fa tsy nahomby izay nataon'ireo governemanta ao Aostralia sy ao amin'ny Fanjakana Britanika mba hanafahana ny olom-pireneny, Kylie Moore-Gilbert any am-ponja ao Iran. Tokony ho afahana io vehivavy tsy manantsiny io."