Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Aogositra, 2011

Tantara mikasika ny Oseania tamin'ny Aogositra, 2011

Aostralia:Tsy Vahaolana Ho An'ireo ‘Boat People’ (Mpiondrana an-tsambokely) i Malezia

Tojo olana goavana ny ezaka nataon'ny governemanta Aostraliana ho fandraisana fepetra henjana ho an'ireo mpampiditra olona an-tsokosoko sy ireo mpitady fialokalofana taonga amin'ny alalan'ny sambo. Tamin'ny Desambra 2010, manodidina 50 teo ireo mpitady fialokalofana no maty an-drano tao amin'ny nosy Krisimasy rehefa nidona tamin'ny vato be ny sambon'izy ireo. Manataraiky...

Maneran-tany: Zarao Amin'izao Tontolo Izao ny Fiainanao Ny 11-11-11

Inona no hataonao amin'ny 11 Novambra 2011? Zarao amin'izao tontolo izao izany amin'ny alalan'ny 11Eleven Project ary manampia amin'ny fanatontosana ireo Tanjon'ny Firenena Mikambana ho Fampivoarana ny Taonarivo!