· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Timor Atsinanana tamin'ny Janoary, 2008

Pôrtigalasfera : Ny avotrain'ireo zaza

  26 Janoary 2008

Vao tsy ela no napariaka ny taham-pahafatesan'ireo zaza latsaky ny 5 taona ny UNICEF. Isan'ireo tsoakevitra napoitran'izany tatitra izany ny hoe i Angôla, i Guinea Bissau, i Môzambika, Saô-Tôme sy Principe, Timôr Atsinanana sy Cap Vert dia samy manana taham-pahafatesan'ny ankizy izay manoatry izay heverina ho tokony ho izy, i...