Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Marsa, 2017

Tantara mikasika ny Timor Atsinanana tamin'ny Marsa, 2017

Nifidy Ny Filoham-pireneny Faha-4 i Timor Atsinanana Hatramin'ny Niverenan'ny Fahaleovantenany

Voafidy tamin'ny 57,08% i Francisco Guterres "Lu-Olo", izy no filohan'ny Fretilin fahatelo hatramin'ny fahaleovantena tamin'ny taona 1975 mba hiandraikitra ny fitondrana .