Tantara mikasika ny Timor Atsinanana tamin'ny Desambra, 2020
Olompirenena very hevitra, manangona sonia hitakiana amin'ireo manampahefana ao Timor-Leste hampitsahatra ny famerenana indray ilay lalàna momba ny fanalàm-baràka
"Natao hiaro ireo eo amin'ny fitondràna tsy hiharan'ny tsikera rehefa manao kolikoly ry zareo na heloka hafa io tolodalàna io."