· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Timor Atsinanana tamin'ny Avrily, 2008

Timor atsinanana: Inona no lazain'ny mpiresaka momba an'i Tibet?

  10 Avrily 2008

Tamin'ny fivoahan'ny lahatsarin'ny Guardian momba ny toe-draharaha tany Tibet no namoahan'i Daniel Arruda [pt] ny heviny: “Mazava be ny fitsarana:'Tsy tian'i Shina ho fantatra ny zavamisy marina any Tibet’ na ‘manomboka miasa ny fampielazan-kevitry ny Shinoa praopagandy’.” Lahatsary mampiseho hoe hatraiza ny hamaroan'ny mpamoaka hevitra aty amintsika no miezaka handà...